Revelation 7:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny iray tamin’ny loholona dia niteny tamiko hoe: Iza moa ireo miakanjo akanjo fotsy lava? Ary avy taiza izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, ny iray tamin’ireo Anti-dahy nanao tamiko hoe: «Iza moa ireo miakanjo fotsy, ary avy aiza no niaviany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny tamiko ny anankiray tamin’ny loholona nanao hoe: –Iza moa ireo miakanjo fotsy lava ireo ary avy taiza no niaviany?
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray tamin'ny loholona namaly ka nanao tamiko hoe: Iza moa ireo miakanjo akanjo fotsy lava? Ary avy taiza izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny iray tamin’ny loholona dia niteny tamiko hoe: Iza moa ireo miakanjo akanjo fotsy lava? Ary avy taiza izy?
malagasy
Ary ny anankiray tamin'ny loholona namaly ka nanao tamiko hoe: Iza moa ireo miakanjo akanjo fotsy lava? Ary avy taiza izy? [ Gr. presbytera]