Revelation 7:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany izy dia eo anoloan’ny sezafiandrianan’Andriamanitra ka manompo Azy andro aman’alina ao amin’ny tempoliny. Ary Ilay mipetraka eo ambonin’ny sezafiandrianana dia hamelatra ny tranolainy handrakotra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa indreo izy eo anoloan’ny seza fiandrianan’Andriamanitra, manompo Azy andro aman’alina ao an-Tempoliny, ary hamponenin’Ilay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana ao an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia mitoetra eo anoloan’ny sezafiandrianan’Andriamanitra izy ireo ka manompo an’Andriamanitra andro aman’alina ao an- tempoliny; ary Ilay mipetraka eo ambony sezafiandrianana dia hiara-monina aminy ka hiaro azy.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany ny akanjony nosasany sy mitoetra eo anoloan'ny seza fiandrianan'Andriamanitra izy ka manompo Azy andro aman'alina eo amin'ny tempoliny; ary Ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana dia hamelatra ny trano-lainy handrakotra ary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany izy dia eo anoloan’ny sezafiandrianan’Andriamanitra ka manompo Azy andro aman’alina ao amin’ny tempoliny. Ary Ilay mipetraka eo ambonin’ny sezafiandrianana dia hamelatra ny tranolainy handrakotra azy.
malagasy