Revelation 7:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manimba ny tany, na ny ranomasina, na ny hazo, mandra-panisinay tombo-kase amin’ny handrin’ny mpanompon’Andriamanitsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanao hoe: «Aza manimba ny tany na ny ranomasina na ny hazo, mandra-panisinay fitomboka eo amin’ny handrin’ny mpanompon’Andriamanitsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanao hoe: «Aza manimba ny tany na ny ranomasina na ny hazo ianareo, mandra-panisinay tombokase eo an-kandrin’ireo mpanompon’Andriamanitsika.»
Malagasy Bible 1865
Aza manimba ny tany, na ny ranomasina, na ny hazo, mandra-panisinay tombo-kase eo anin'ny handrin'ny mpanompon'Andriamanitsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manimba ny tany, na ny ranomasina, na ny hazo, mandra-panisinay tombo-kase amin’ny handrin’ny mpanompon’Andriamanitsika.
malagasy
Aza manimba ny tany, na ny ranomasina, na ny hazo, mandra-panisinay tombo-kase eo anin'ny handrin'ny mpanompon'Andriamanitsika.