Revelation 7:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandre ny isan’izay voaisy tombo-kase aho: Efatra arivo sy efatra alina sy iray hetsy no voaisy tombo-kase tamin’ny fokon’ny Zanak’Israely rehetra:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary reko ny isan’izay voaisy fitomboka tamin’ny fokon’i Israely rehetra, ka 144.000 izy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary reko ny isan’izay voaisy tombokase teo an-kandrina: ka 144 000 no voaisy tombokase, avy tamin’ny fitambaram-pokon’ireo israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary nahare ny isan'izay voaisy tombo-kase aho: efatra arivo amby efatra alina amby iray hetsy no voaisy tombo-kase avy tamin'ny firenen'ny Zanak'isiraely rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandre ny isan’izay voaisy tombo-kase aho: Efatra arivo sy efatra alina sy iray hetsy no voaisy tombo-kase tamin’ny fokon’ny Zanak’Israely rehetra:
malagasy
Ary nahare ny isan'izay voaisy tombo-kase aho: efatra arivo amby efatra alina amby iray hetsy no voaisy tombo-kase avy tamin'ny firenen'ny Zanak'isiraely rehetra.