Revelation 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny fokon’i Joda, roa arivo sy iray alina no voaisy tombo-kase; tamin’ny fokon’i Robena, roa arivo sy iray alina; tamin’ny fokon’i Gada, roa arivo sy iray alina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia 12.000 voaisy fitomboka avy amin’ny fokon’i Jodà; 12.000 avy amin’ny fokon’i Robena; 12.000 avy amin’ny fokon’i Gada;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tamin’ny fokon’i Joda: 12 000 no voaisy tombokase. Avy amin’ny fokon’i Reobena: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Gada: 12 000.
Malagasy Bible 1865
Avy tamin'ny firenen'i Joda roa arivo amby iray alina no voaisy tombo-kase. Avy tamin'ny firenen'i Robena roa arivo amby iray alina. Avy tamin'ny firenen'i Gada roa arivo amby iray alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny fokon’i Joda, roa arivo sy iray alina no voaisy tombo-kase; tamin’ny fokon’i Robena, roa arivo sy iray alina; tamin’ny fokon’i Gada, roa arivo sy iray alina;
malagasy
Avy tamin'ny firenen'i Joda roa arivo amby iray alina no voaisy tombo-kase. Avy tamin'ny firenen'i Robena roa arivo amby iray alina. Avy tamin'ny firenen'i Gada roa arivo amby iray alina.