Revelation 7:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny fokon’i Asera, roa arivo sy iray alina; tamin’ny fokon’i Naftaly, roa arivo sy iray alina; tamin’ny fokon’i Manase, roa arivo sy iray alina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
12.000 avy amin’ny fokon’i Asera; 12.000 avy amin’ny fokon’i Neftalì; 12.000 avy amin’ny fokon’i Manase;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tamin’ny fokon’i Asera: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Naftalỳ: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Manase: 12 000.
Malagasy Bible 1865
Avy tamin'ny firenen'i Asera roa arivo amby iray alina. Avy tamin'ny firenen'i Naftaly roa arivo amby iray alina. Avy tamin'ny firenen'i Manase roa arivo amby iray alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny fokon’i Asera, roa arivo sy iray alina; tamin’ny fokon’i Naftaly, roa arivo sy iray alina; tamin’ny fokon’i Manase, roa arivo sy iray alina;
malagasy
Avy tamin'ny firenen'i Asera roa arivo amby iray alina. Avy tamin'ny firenen'i Naftaly roa arivo amby iray alina. Avy tamin'ny firenen'i Manase roa arivo amby iray alina.