Revelation 7:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny fokon’i Zebolona, roa arivo sy iray alina; tamin’ny fokon’i Josefa, roa arivo sy iray alina; tamin’ny fokon’i Benjamina, roa arivo sy iray alina no voaisy tombo-kase.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
12.000 avy amin’ny fokon’i Zabolôna; 12.000 avy amin’ny fokon’i Josefa, ary 12.000 avy amin’ny fokon’i Benjamina no voaisy fitomboka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tamin’ny fokon’i Zebolòna: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Jôsefa: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Benjamîna: 12 000 no voaisy tombokase.
Malagasy Bible 1865
Avy tamin'ny firenen'i Zebolona roa arivo amby iray alina. Avy tamin'ny firenen'i Josefa roa arivo amby iray alina. Avy tamin'ny firenen'i Benjamina roa arivo amby iray alina no voaisy tombo-kase.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny fokon’i Zebolona, roa arivo sy iray alina; tamin’ny fokon’i Josefa, roa arivo sy iray alina; tamin’ny fokon’i Benjamina, roa arivo sy iray alina no voaisy tombo-kase.
malagasy
Avy tamin'ny firenen'i Zebolona roa arivo amby iray alina. Avy tamin'ny firenen'i Josefa roa arivo amby iray alina. Avy tamin'ny firenen'i Benjamina roa arivo amby iray alina no voaisy tombo-kase.