Revelation 8:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa novahany ny tombo-kase fahafito dia nangina tokony ho antsasaky ny ora iray ny tany an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nosokafan’ny Zanak’ondry ny tombokase fahafito, dia nisy fanginana sahabo ho antsasak’adiny tany an-danitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa novahan’ny Zanakondry ny tombokase fahafito, dia nangina tokony ho antsasak’adiny ny tao an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahafito, dia nangina tokony ho antsasaky ny ora ny tany an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa novahany ny tombo-kase fahafito dia nangina tokony ho antsasaky ny ora iray ny tany an-danitra.
malagasy
[Ny namahana ny tombo-kase fahafito, sy ny nitsofana ny trompetra efatra] Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahafito, dia nangina tokony ho antsasaky ny ora ny tany an-danitra.