Revelation 9:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitsoka ny trompetra ny anjely fahadimy, dia hitako fa indro nisy kintana iray avy tany an-danitra latsaka tamin’ny tany, ary nomena ilay anjely ny fanalahidin’ny lavaka tsy hita noanoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsoka ny trômpetra ny Anjely fahadimy, ka hitako kintana anankiray avy any an-danitra, nilatsaka tetỳ an-tany; nomena azy io ny fanalahidin’ny lavaka tsy hita noanoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsoka trompetra ilay anjely fahadimy; ka hitako nisy kintana anankiray avy tany an-danitra, nilatsaka tetỳ an-tany; ary nomena io kintana io ny fanalahidin’ny vavalavaky ny hantsambe.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anjely fahadimy nitsoka, dia hitako fa, indro, nisy kintana anankiray avy tany an-danitra latsaka tamin'ny tany; ary nomena ilay anjely ny fanalahidin'ny lavaka tsy hita noanoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitsoka ny trompetra ny anjely fahadimy, dia hitako fa indro nisy kintana iray avy tany an-danitra latsaka tamin’ny tany, ary nomena ilay anjely ny fanalahidin’ny lavaka tsy hita noanoa.
malagasy
[Ny nitsofana ny trompetra fahadimy, sy ny nahatongavan'ny loza voalohany] Ary ny anjely fahadimy nitsoka, dia hitako fa, indro, nisy kintana anankiray avy tany an-danitra latsaka tamin'ny tany; ary nomena ilay anjely ny fanalahidin'ny lavaka tsy hita noanoa.