Revelation 9:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manan-drambo tahaka ny maingoka izy sady misy fanindronana; ary ao amin’ny rambony no misy ny heriny hampahoriany ny olona dimy volana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny rambony tahaka ny an’ny maingoka, sady nisy fitsindrona, ary ny rambony no nanan-kery hampanaintaina ny olona dimy volana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manana rambo sy fanindrona tahaka ny an’ny maingoka izy ireo; ary ny rambony no misy ny hery entiny hamely ny olona mandritra ny dimy volana.
Malagasy Bible 1865
Ary manan-drambo tahaka ny maingoka izy sady misy fanindronana; ary amin'ny rambony no misy ny heriny hampahoriany ny olona dimy volana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manan-drambo tahaka ny maingoka izy sady misy fanindronana; ary ao amin’ny rambony no misy ny heriny hampahoriany ny olona dimy volana.
malagasy
Ary manan-drambo tahaka ny maingoka izy sady misy fanindronana; ary amin'ny rambony no misy ny heriny hampahoriany ny olona dimy volana. [ Gr. fahefana]