Revelation 9:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary manana ny anjelin’ny lavaka tsy hita noanoa ho mpanjakany izy; ny anarany amin’ny teny hebreo dia Abadona, fa amin’ny teny grika kosa dia Apoliona, na Mpandringana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpanjaka filohan’izy ireo, dia anjelin’ny lavaka tsy hita noanoa, izay atao hoe Abadôna amin’ny teny hebrio, ary Apôliôna amin’ny teny grika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manana mpanjaka ireo valala ireo, dia ilay anjely mifehy ny hantsambe; ka ny anaran’io anjely io amin’ny teny hebreo dia «Abadôna» ary amin’ny teny grika dia «Apôliôna» (izany hoe «Mpandrava»).
Malagasy Bible 1865
Ary manana ny anjelin'ny lavaka tsy hita noanoa ho mpanjakany izy; ny anarany amin'ny teny Hebreo dia Abadona, fa amin'ny teny Grika kosa dia Apolyona no anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary manana ny anjelin’ny lavaka tsy hita noanoa ho mpanjakany izy; ny anarany amin’ny teny hebreo dia Abadona, fa amin’ny teny grika kosa dia Apoliona, na Mpandringana.
malagasy
Ary manana ny anjelin'ny lavaka tsy hita noanoa ho mpanjakany izy; ny anarany amin'ny teny Hebreo dia Abadona, fa amin'ny teny Grika kosa dia Apolyona no anarany. [ Abadona = Fandringanana] [ Apolyona = Mpandringana]