Revelation 9:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lasa ny loza iray. Indreo ny loza roa hafa koa ho avy aorianan’izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lasa izay ny loza voalohany; fa indro hisosoka koa ny loza roa sisa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lasa izay ny loza voalohany; fa aorian’izany, indreo hisosoka ny loza roa hafa.
Malagasy Bible 1865
Lasa ny loza anankiray; indreo, ho avy ny loza roa hafa koa, rehefa afaka izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lasa ny loza iray. Indreo ny loza roa hafa koa ho avy aorianan’izao.
malagasy
Lasa ny loza anankiray; indreo, ho avy ny loza roa hafa koa, rehefa afaka izao.