Revelation 9:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitsoka ny anjely fahenina. Dia nahare feo avy teo amin’ny tandroky ny alitara volamena izay eo anatrehan’Andriamanitra, aho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsoka ny trômpetra ny Anjely fahenina, dia inay nisy feo reko nivoaka avy tamin’ny zoro efatry ny ôtely volamena eo anatrehan’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsoka trompetra ilay anjely fahenina, ka nisy feo reko nivoaka avy tamin’ny zoro efatry ny alitara volamena izay teo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anjely fahenina nitsoka, dia nahare feo ary tamin'ny tandroky ny alitara volamena eo anatrehan'Andriamanitra aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitsoka ny anjely fahenina. Dia nahare feo avy teo amin’ny tandroky* ny alitara volamena izay eo anatrehan’Andriamanitra, aho;
malagasy
[Ny nitsofana ny trompetra fahenina, sy ny nahatongavan'ny loza faharoa] Ary ny anjely fahenina nitsoka, dia nahare feo ary tamin'ny tandroky ny alitara volamena eo anatrehan'Andriamanitra aho,