Revelation 9:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
niteny tamin’ny anjely fahenina izay nanana ny trompetra izy hoe: Vahao ny anjely efatra izay mifatotra any Eofrata, ony lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nilaza tamin’ny Anjely fahenina nitana ny trômpetra hoe: «Vahao ny Anjely efatra mifatotra any Eofrata ony lehibe.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ilay feo tamin’ny anjely fahenina nitana trompetra: «Vahao ny anjely efatra mifatotra eo akaikin’ny Eofrata, ony lehibe!»
Malagasy Bible 1865
nanao tamin'ny anjely fahenina, izay nanana ny trompetra, hoe: Vahao ny anjely efatra izay mifatotra any Eofrata, ony lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
niteny tamin’ny anjely fahenina izay nanana ny trompetra izy hoe: Vahao ny anjely efatra izay mifatotra any Eofrata, ony lehibe.
malagasy
nanao tamin'ny anjely fahenina, izay nanana ny trompetra, hoe: Vahao ny anjely efatra izay mifatotra any Eofrata, ony lehibe.