Revelation 9:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia novahana ny anjely efatra izay voaomana ho amin’ny ora, ny andro, ny volana ary ny taona, mba hahafaty ny ampahatelon’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia novahana ireo Anjely efatra izay efa voaoman-drahateo ho amin’ny ora sy andro ary volana sy taona voatendry, hamono ny ampahatelon’ny olona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novahana ireo anjely efatra ireo; fa voaomana ho amin’izany ora sy andro ary volana sy taona izany rahateo izy ireo, mba hahafaty ny ampahatelon’ny olombelona.
Malagasy Bible 1865
Dia novahana ny anjely efatra izay voaomana ho amin'ny ora sy ny andro sy ny volana ary ny taona mba hahafaty ny ampahatelon'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia novahana ny anjely efatra izay voaomana ho amin’ny ora, ny andro, ny volana ary ny taona, mba hahafaty ny ampahatelon’ny olona.
malagasy
Dia novahana ny anjely efatra izay voaomana ho amin'ny ora sy ny andro sy ny volana ary ny taona mba hahafaty ny ampahatelon'ny olona.