Revelation 9:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny isan’ny miaramila an-tsoavaly dia roanjato tapitrisa. Nandre ny isany aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary roan-jato tapitrisa no isan’ny miaramila an-tsoavaly; fa nahare ny isany aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny isan’ny miaramila an-tsoavaly dia roanjato tapitrisa, fa nahare ny isany aho.
Malagasy Bible 1865
Ary ny isan'ny miaramila an-tsoavaly dia roa alinalina; nahare ny isany aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny isan’ny miaramila an-tsoavaly dia roanjato tapitrisa. Nandre ny isany aho.
malagasy
Ary ny isan'ny miaramila an-tsoavaly dia roa alinalina; nahare ny isany aho.