Revelation 9:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo loza telo loha ireo, dia ny afo sy ny setroka ary ny solifara izay nivoaka avy tamin’ny vavany, no nahafaty ny ampahatelon’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ireo loza telo nivoaka tamin’ny vavany ireo, dia ny afo sy ny setroka ary ny solifara, no nahafaty ny ampahatelon’ny olona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo loza telo ireo, izany hoe ny afo aman-tsetroka sy solifara izay nivoaka avy tamin’ny vavan-tsoavaly, no nahafaty ny ampahatelon’ny olombelona.
Malagasy Bible 1865
Ireo loza telo loha ireo, dia ny afo sy ny setroka ary ny solifara izay nivoaka ary tamin'ny vavany, no nahafaty ny ampahatelon'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo loza telo loha ireo, dia ny afo sy ny setroka ary ny solifara izay nivoaka avy tamin’ny vavany, no nahafaty ny ampahatelon’ny olona.
malagasy
Ireo loza telo loha ireo, dia ny afo sy ny setroka ary ny solifara izay nivoaka ary tamin'ny vavany, no nahafaty ny ampahatelon'ny olona.