Revelation 9:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny herin’ny soavaly dia eo amin’ny vavany sy ny rambony; fa ny rambony dia tahaka ny menarana sady misy lohany maro, koa ireny no entiny mampahory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa amin’ny vavany sy ny rambony no misy ny herin’ny soavaly, satria toy ny menarana ny rambony sady manan-doha ka amin’izany no amelezany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny herin’ny soavaly dia eo amin’ny vavany sy ny rambony; satria toy ny bibilava ny rambony ka misy loha izay entiny mamely.
Malagasy Bible 1865
Fa ny herin'ny soavaly dia eo amin'ny vavany sy ny rambony; fa ny rambony dia tahaka ny menarana sady manan-doha, ka ireny no entiny mampahory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny herin’ny soavaly dia eo amin’ny vavany sy ny rambony; fa ny rambony dia tahaka ny menarana sady misy lohany maro, koa ireny no entiny mampahory.
malagasy
Fa ny herin'ny soavaly dia eo amin'ny vavany sy ny rambony; fa ny rambony dia tahaka ny menarana sady manan-doha, ka ireny no entiny mampahory.