Revelation 9:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy valala nivoaka avy tao amin’ny setroka ka nankany amin’ny tany; ary nomena hery ireny, tahaka ny herin’ny maingoka amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Io setroka io indray, namoaka valala niely tetỳ an-tany, sady nomena hery toy ny an’ny maingoka etỳ an-tany ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy valala navoakan’io setroka io mba hankamin’ny tany sady nomena hery toy ny an’ny maingoka etỳ an-tany.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy valala nivoaka avy tamin'ny setroka nankamin'ny tany; ary nomena hery ireny, tahaka ny herin 'ny maingoka amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy valala nivoaka avy tao amin’ny setroka ka nankany amin’ny tany; ary nomena hery ireny, tahaka ny herin’ny maingoka amin’ny tany.
malagasy
Ary nisy valala nivoaka avy tamin'ny setroka nankamin'ny tany; ary nomena hery ireny, tahaka ny herin'ny maingoka amin'ny tany. [ Gr. fahefana]