Revelation 9:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nilazana izy mba tsy hanimba ny ahitra amin’ny tany, na ny zava-maitso, na ny hazo akory aza, fa ny olona izay tsy manana ny tombo-kasen’Andriamanitra eo amin’ny handriny ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary norarana tsy hanimba ny ahitra amin’ny tany, na ny zava-maitso, na ny hazo, fa ny olona tsy manana ny fitombok’Andriamanitra teo an-kandriny ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nilazana ny valala mba tsy hamely ny ahitra amin’ny tany na ny zava-maitso na ny hazo, fa ny olona tsy manana ny tombokasen’Andriamanitra eo an-kandriny ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary nilazana izy mba tsy hanimba ny ahitra amin'ny tany, na ny zava-maitso, na ny hazo akory aza, fa ny olona izay tsy manana ny tombo-kasen'Andriamanitra eo amin'ny handriny ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nilazana izy mba tsy hanimba ny ahitra amin’ny tany, na ny zava-maitso, na ny hazo akory aza, fa ny olona izay tsy manana ny tombo-kasen’Andriamanitra eo amin’ny handriny ihany.
malagasy
Ary nilazana izy mba tsy hanimba ny ahitra amin'ny tany, na ny zava-maitso, na ny hazo akory aza, fa ny olona izay tsy manana ny tombo-kasen'Andriamanitra eo amin'ny handriny ihany.