Revelation 9:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia hitady fahafatesana ny olona nefa tsy hahita. Haniry ho faty izy nefa handositra azy ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hitady ny fahafatesana ny olona amin’izany andro izany, fa tsy hahita azy; ary haniry ny ho faty izy, fa handositra azy ny fahafatesana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany dia hitady fahafatesana ny olona, fa tsy hahita; ary haniry ho faty izy, fa handositra lavitra azy ny fahafatesana.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany dia hitady fahafatesana ny olona, fa tsy hahita; ary haniry ho faty izy, fa mandositra ary ny fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia hitady fahafatesana ny olona nefa tsy hahita. Haniry ho faty izy nefa handositra azy ny fahafatesana.
malagasy
Ary amin'izany andro izany dia hitady fahafatesana ny olona, fa tsy hahita; ary haniry ho faty izy, fa mandositra ary ny fahafatesana.