Revelation 9:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanana volo tahaka ny volom-behivavy izy ary ny nifiny dia tahaka ny an’ny liona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tahaka ny volom-behivavy ny volony; ary mitovy amin’ny nifin-diona ny nifiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manana volo tahaka ny volom-behivavy izy ireo, ary ny nifiny dia tahaka ny an’ny liona.
Malagasy Bible 1865
Ary nanam-bolo tahaka ny volom-behivavy izy, ary ny nifiny tahaka ny an'ny liona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanana volo tahaka ny volom-behivavy izy ary ny nifiny dia tahaka ny an’ny liona.
malagasy
Ary nanam-bolo tahaka ny volom-behivavy izy, ary ny nifiny tahaka ny an'ny liona.