Romans 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa rehefa mivavaka aho dia tsy tapaka mangataka mba hisy fotoana hahafahako mankany aminareo raha sitrapon’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary mangataka mandrakariva amin’ny fivavahako, mba hisy hahafahako mankany aminareo indray andro any, raha sitrapon’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
rehefa mivavaka, sady mitalaho tsy an-kijanona mba ho sitrak’Andriamanitra ny hamela ahy ho tody soa aman-tsara atỳ aminareo.
Malagasy Bible 1865
dia mangataka fandrao mba hisy hahafahako amin'izao ho tonga aminareo, raha sitrapon'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa rehefa mivavaka aho dia tsy tapaka mangataka mba hisy fotoana hahafahako mankany aminareo raha sitrapon’Andriamanitra.
malagasy
dia mangataka fandrao mba hisy hahafahako amin'izao ho tonga aminareo, raha sitrapon'Andriamanitra.