Romans 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa maniry hahita anareo aho hanomezako fahasoavam-panahy ho anareo, mba hahamafy orina anareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa maniry hahita anareo aho, mba hampahazo anareo fahasoavam-panahy hankahery anareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Irîko dia irîko tokoa ny hahita tava anareo hahazoako mampita aminareo fanomezam-pahasoavana avy amin’ny Fanahy Masina, mba hankahery anareo
Malagasy Bible 1865
Fa maniry hahita anareo aho hanomezako anareo fahasoavam-panahy ho anareo, mba hampaharezina ianareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa maniry hahita anareo aho hanomezako fahasoavam-panahy ho anareo, mba hahamafy orina anareo;
malagasy
Fa maniry hahita anareo aho hanomezako anareo fahasoavam-panahy ho anareo, mba hampaharezina ianareo,