Romans 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izany dia ny mba hiarahako mifampirisika aminareo amin’ny finoana iraisantsika, dia ny anareo sy ny ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izany hoe, mba hiarahantsika mifamporisika eo aminareo, amin’ny finoana iombonako izaho sy ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na ho mba hiarahantsika mifampirisika eo anivonareo amin’ny finoana iombonantsika.
Malagasy Bible 1865
izany dia ny mba hiarahako hamporisihina aminareo amin'ny finoantsika, dia ny anareo sy ny ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izany dia ny mba hiarahako mifampirisika aminareo amin’ny finoana iraisantsika, dia ny anareo sy ny ahy.
malagasy
izany dia ny mba hiarahako hamporisihina aminareo amin'ny finoantsika, dia ny anareo sy ny ahy.