Romans 1:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ananan’ny Grika sy ny firenena hafa, ny hendry sy ny adala, trosa aho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manana adidy amin’ny Grika sy ny firenena hafa aho, na amin’ny hendry, na amin’ny tsy mahalala;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy ananako adidy avokoa na ny Grika na ny firenen-kafa, na ny manam-pahaizana na ny tsy nahita fianarana;
Malagasy Bible 1865
Ananan'ny Grika sy ny firenena hafa rehetra, ny hendry sy ny tsy hendry, trosa aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ananan’ny Grika sy ny firenena hafa, ny hendry sy ny adala, trosa aho;
malagasy
Ananan'ny Grika sy ny firenena hafa rehetra, ny hendry sy ny tsy hendry, trosa aho;