Romans 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
noho izany dia mazoto hitory ny Filazantsara aminareo izay any Roma koa aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa raha izaho, dia vonon-kitory ny Evanjely aminareo izay any Rôma koa aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hany ka maika erỳ aho hanambara ny Vaovao Mahafaly aminareo atỳ Rôma koa.
Malagasy Bible 1865
koa raha izaho, dia mazoto hitory ny filazantsara aminareo izay any Roma koa aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
noho izany dia mazoto hitory ny Filazantsara aminareo izay any Roma koa aho.
malagasy
koa raha izaho, dia mazoto hitory ny filazantsara aminareo izay any Roma koa aho.