Romans 1:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’izany no anehoana fahamarinana avy amin’Andriamanitra avy amin’ny finoana sy ho amin’ny finoana, araka ny voasoratra hoe: «Ny marina amin’ny finoana no ho velona» (Hab 2.4).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ambara mazava ao aminy ny fahamarinan’Andriamanitra avy amin’ny finoana ho amin’ny finoana, araka ny voasoratra hoe: «Ho velona noho ny finoana ny olo-marina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, asehon’ny Vaovao Mahafaly fa ny aneken’Andriamanitra ny olona ho marina dia ny finoana, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, araka ny voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Ny olo-marina noho ny finoana dia ho velona.»
Malagasy Bible 1865
Fa amin'izany no anehoana fahamarinana avy amin'Andriamanitra avy amin'ny finoana sy ho amin'ny finoana, araka ny voasoratra hoe: Ny marina amin'ny finoana no ho velona (Hab. 2. 4).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’izany no anehoana fahamarinana avy amin’Andriamanitra avy amin’ny finoana sy ho amin’ny finoana, araka ny voasoratra hoe: «Ny marina amin’ny finoana no ho velona» (Hab 2.4).
malagasy
Fa amin'izany no anehoana fahamarinana avy amin'Andriamanitra avy amin'ny finoana sy ho amin'ny finoana, araka ny voasoratra hoe: Ny marina amin'ny finoana no ho velona (Hab. 2. 4). [Na: Ny marina ho velon'ny finoana]