Romans 1:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izay fantatra ny amin’Andriamanitra dia miseho ao am-pon’ireny, satria nasehon’Andriamanitra taminy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria miseho miharihary ao aminy izay mba mety ho fantatra momba an’Andriamanitra, fa nasehon’Andriamanitra taminy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa miharihary amin’ny olona ny tokony ho fantany momba an’Andriamanitra taminy.
Malagasy Bible 1865
satria izay fantatra ny amin'Andriamanitra dia miseho ao am-pon'ireny, fa nasehon'Andriamanitra taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izay fantatra ny amin’Andriamanitra dia miseho ao am-pon’ireny, satria nasehon’Andriamanitra taminy izany.
malagasy
satria izay fantatra ny amin'Andriamanitra dia miseho ao am-pon'ireny, fa nasehon'Andriamanitra taminy.