Romans 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nampilazainy mialoha tamin’ny alalan’ny mpaminany tao amin’ny Soratra Masina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nampanantenainy rahateo tamin’ny alalan’ny mpaminany ao amin’ny Soratra Masina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao amin’ny Soratra Masina no efa nampanantenain’Andriamanitra tamin’ny alalan’ny mpaminany io Vaovao Mahafaly io:
Malagasy Bible 1865
izay nampilazainy ny mpaminany rahateo teo amin'ny Soratra Masina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nampilazainy mialoha tamin’ny alalan’ny mpaminany tao amin’ny Soratra Masina;
malagasy
izay nampilazainy ny mpaminany rahateo teo amin'ny Soratra Masina, [ teo amin'izay soratra masina]