Romans 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izany dia ny amin’ny Zanany izay nateraka avy tamin’ny taranak’i Davida araka ny nofo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
momba ny Zanany izay nateraky ny taranak’i Davida araka ny nofo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ny amin’ny Zanany, i Jesoa Kristy Tompontsika. Araka ny maha olombelona, dia avy amin’ny taranak’i Davida mpanjaka i Jesoa;
Malagasy Bible 1865
ny amin'ny Zanany, Izay nateraka avy tamin'ny taranak'i Davida araka ny nofo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izany dia ny amin’ny Zanany izay nateraka avy tamin’ny taranak’i Davida araka ny nofo,
malagasy
ny amin'ny Zanany, Izay nateraka avy tamin'ny taranak'i Davida araka ny nofo,