Romans 1:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mpifosafosa, mpankahala an’Andriamanitra, mpampahory, mpiavonavona, mpidoka tena, mpamoron-tsain-dratsy, tsy manoa ray sy reny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mpanendrikendrika, halan’Andriamanitra, miavonavona, misolanandrana, be rehaka, mpamorona sain-dratsy, tsy manoa ray aman-dreny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tonga mpanaratsy olona, mpankahala an’Andriamanitra, entin-kambo dia toerana, mpirehareha, mpiavonavona, mpamoron-dratsy, tsy manaiky ray aman-dreny,
Malagasy Bible 1865
mpibitsibitsika, mpanendrikendrika, halan'Andriamanitra, mpampahory, mpiavonavona, mpandoka tena, mpamoron-tsain-dratsy, tsy manoa ray sy reny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mpifosafosa, mpankahala an’Andriamanitra, mpampahory, mpiavonavona, mpidoka tena, mpamoron-tsain-dratsy, tsy manoa ray sy reny,
malagasy
mpibitsibitsika, mpanendrikendrika, halan'Andriamanitra, mpampahory, mpiavonavona, mpandoka tena, mpamoron-tsain-dratsy, tsy manoa ray sy reny, [ Na: mpankahala an'Andriamanitra]