Romans 1:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy manam-pahalalana, mpivadi-panekena, tsy manam-pitiavana, tsy miantra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy ampy saina, mpivadi-panekena, tsy manam-piononana, tsy manana olon-tiana, tsy miantra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy manam-pahalalana, tsy azo itokiana, tsy mifaditra ovana, tsy mahay miantra.
Malagasy Bible 1865
tsy manam-pahalalana, tsy mitana fanekena, tsy manam-pitiavana, tsy miantra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy manam-pahalalana, mpivadi-panekena, tsy manam-pitiavana, tsy miantra;
malagasy
tsy manam-pahalalana, tsy mitana fanekena, tsy manam-pitiavana, tsy miantra;dia olona mahalala tsara ny fitsipika nomen'Andriamanitra fa izay manao izany zavatra izany no miendrika ho faty, nefa tsy manao izany ihany izy, fa mankasitraka ny manao koa.