Romans 1:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nandraisanay fahasoavana sy ny maha Apostoly anay, mba hahatonga fankatoavana, dia ny finoana ho voninahitry ny anarany any amin’ny Jentilisa rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nandraisanay ny fahasoavana sy ny maha Apôstôly anay mba hampanaiky ny Jentily rehetra ny finoana, amin’ny Anarany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny alalan’i Jesoa Kristy no nandraisanay tombon-tsoa maha apôstôly ho voninahitr’i Kristy, mba hitarihanay ny firenen-drehetra hino sy hanaiky Azy.
Malagasy Bible 1865
Izay nandraisanay fahasoavana sy ny mah'Apostoly anay hahatonga fanekena ny finoana ho voninahitry ny anarany any amin'ny jentilisa rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nandraisanay fahasoavana sy ny maha Apostoly anay, mba hahatonga fankatoavana, dia ny finoana ho voninahitry ny anarany any amin’ny Jentilisa* rehetra;
malagasy
Izay nandraisanay fahasoavana sy ny mah'Apostoly anay hahatonga fanekena ny finoana ho voninahitry ny anarany any amin'ny jentilisa rehetra;