Romans 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ianareo koa, izay isan’ireny, dia voaantso ho an’i Jesosy Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary anisan’ireny koa ianareo, noho ny fiantsoan’i Jesoa Kristy; -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ianareo, voaantson’Andriamanitra mba hatokana ho an’i Kristy, dia isan’ireny olona notarihinay ireny koa.
Malagasy Bible 1865
ary ianareo koa, izay isan'ireny, dia voantso ho an'i Jesosy Kristy, -
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ianareo koa, izay isan’ireny, dia voaantso ho an’i Jesosy Kristy.
malagasy
ary ianareo koa, izay isan'ireny, dia voantso ho an'i Jesosy Kristy, -