Romans 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voalohany, misaotra an’Andriamanitro amin’ny alalan’i Jesosy Kristy aho noho ny aminareo rehetra, satria efa re manerana izao tontolo izao ny lazan’ny finoanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voalohany aloha, misaotra an’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesoa Kristy aho, noho ny aminareo rehetra, fa malaza amin’izao tontolo izao ny finoanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voalohany indrindra dia velom-pisaorana an’ilay Andriamanitro aho amin’ny alalan’i Jesoa Kristy noho ny aminareo rehetra, satria re laza eran-tany ny finoanareo.
Malagasy Bible 1865
Voalohany, misaotra an'Andriamanitro amin'ny alalan'i Jesosy Kristy aho noho ny aminareo rehetra, satria efa re eran'izao tontolo izao ny lazan'ny finoanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voalohany, misaotra an’Andriamanitro amin’ny alalan’i Jesosy Kristy* aho noho ny aminareo rehetra, satria efa re manerana izao tontolo izao ny lazan’ny finoanareo.
malagasy
Voalohany, misaotra an'Andriamanitro amin'ny alalan'i Jesosy Kristy aho noho ny aminareo rehetra, satria efa re eran'izao tontolo izao ny lazan'ny finoanareo.