Romans 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra izay tompoin’ny fanahiko amin’ny Filazantsaran’ny Zanany no vavolombeloko, fa tsy mitsahatra mahatsiaro anareo aho,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra izay tompoiko amin’ny foko tokoa, amin’ny fitoriana ny Evanjelin-Janany, no vavolombeloko fa mahatsiaro anareo lalandava aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vavolombeloko Andriamanitra, dia Ilay tompoiko amin’ny foko tokoa amin’ny fanambarana ny Vaovao Mahafaly momba ny Zanany; eny, vavolombeloko Andriamanitra fa mahatsiaro anareo lalandava aho
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra, Izay tompoin'ny fanahiko amin'ny filazantsaran'ny Zanany, no vavolombeloko fa tsy mitsahatra mahatsiaro anareo aho, ka mandrakariva, raha mivavaka aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra izay tompoin’ny fanahiko amin’ny Filazantsaran’ny Zanany no vavolombeloko, fa tsy mitsahatra mahatsiaro anareo aho,
malagasy
Fa Andriamanitra, Izay tompoin'ny fanahiko amin'ny filazantsaran'ny Zanany, no vavolombeloko fa tsy mitsahatra mahatsiaro anareo aho, ka mandrakariva, raha mivavaka aho,