Romans 10:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry rahalahy, ny fanirian’ny foko sy ny angatahiko amin’Andriamanitra ho azy ireny dia ny mba hahavoavonjy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry hava-malala, ny irin’ny foko sy angatahiko amin’Andriamanitra ho azy ireo, dia ny hahazoany famonjena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry havana, ny irîn’ny foko sy angatahiko amin’Andriamanitra ho an’ny Jiosy dia ny hahazoany famonjena.
Malagasy Bible 1865
Ry rahalahy, ny irin'ny foko sy ny angatahiko amin'Andriamanitra ho an'ireny dia famonjena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry rahalahy, ny fanirian’ny foko sy ny angatahiko amin’Andriamanitra ho azy ireny dia ny mba hahavoavonjy azy.
malagasy
Ry rahalahy, ny irin'ny foko sy ny angatahiko amin'Andriamanitra ho an'ireny dia famonjena.