Romans 10:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny Soratra Masina: «Tsy hitsanga-menatra izay rehetra mino Azy» (Isa 28.16).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
araka ny tenin’ny Soratra Masina hoe: «Izay mino Azy tsy mba ho menatra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny Soratra Masina hoe: «Izay (rehetra) mino Azy tsy mba hangaihay.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny Soratra Masina: Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy (Isa. 28. 16).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny Soratra Masina: «Tsy hitsanga-menatra izay rehetra mino Azy» (Isa 28.16).
malagasy
Fa hoy ny Soratra Masina: Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy (Isa. 28. 16).