Romans 10:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy misy hafa na Jiosy na Jentilisa, fa iray ihany ny Tompon’izy rehetra, sady manankarena homena izay rehetra miantso Azy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy hafa na Jody na Jentily; satria ny Tompo iray no iombonan’izy rehetra, manan-karena ho an’izay rehetra miantso Azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mitovy na Jiosy na hafa firenena, fa ny Tompo iray ihany ny an’ny rehetra, Tompo malala-tanana amin’izay rehetra miantso Azy.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy misy hafa, na Jiosy na jentilisa, fa iray ihany no Tompon'izy rehetra, sady manan-karena homeny izay rehetra miantso Ary Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy misy hafa na Jiosy* na Jentilisa*, fa iray ihany ny Tompon’izy rehetra, sady manankarena homena izay rehetra miantso Azy Izy.
malagasy
Fa tsy misy hafa, na Jiosy na jentilisa, fa iray ihany no Tompon'izy rehetra, sady manan-karena homeny izay rehetra miantso Ary Izy.