Romans 10:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria «Izay rehetra miantso ny anaran’ny Tompo no hovonjena» (Joe 3.5).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izay rehetra hiantso ny Anaran’ny Tompo no hovonjena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria izao no tenin’ny Soratra Masina: «Izay rehetra hiantso ny Tompo, dia ho voavonjy.»
Malagasy Bible 1865
Fa izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no hovonjena (Joe. 3. 5).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria «Izay rehetra miantso ny anaran’ny Tompo no hovonjena» (Joe 3.5).
malagasy
Fa izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no hovonjena (Joe. 3. 5).