Romans 10:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataony ahoana moa no fiantso izay tsy ninoany? Hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Hataony ahoana no fandre raha tsy misy mpitory?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatao ahoana àry no fiantso izay mbola tsy ninoana? Hatao ahoana no fino izay mbola tsy re? Hatao ahoana no fandre raha tsy misy mitory?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataon’ny olona ahoana àry no fiantso ny anaran’ny Tompo, raha tsy efa ninoany? Hataony ahoana no fino Azy, raha tsy efa reny? Hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitoriteny?
Malagasy Bible 1865
Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre raha tsy misy mpitory?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataony ahoana moa no fiantso izay tsy ninoany? Hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Hataony ahoana no fandre raha tsy misy mpitory?
malagasy
Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre raha tsy misy mpitory?