Romans 10:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny finoana dia avy amin’izay henoina, ary izay henoina kosa dia avy amin’ny tenin’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa avy amin’ny toriteny ny finoana; ary avy amin’ny tenin’i Kristy no toriteny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ny finoana dia vokatry ny hafatra ambara; ary ny hafatra ambara dia ny teny momba an’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny finoana dia avy amin’izay henoina, ary izay henoina kosa dia avy amin’ny tenin’i Kristy.
malagasy
Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy.