Romans 10:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria vavolombelon’ireny aho, fa manana hafanam-po ny amin’Andriamanitra izy saingy tsy araka ny fahalalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa vavolombelon’ny fahazotoany ho an’Andriamanitra aho, saingy fahazotoana tsy ara-pahalalana ny azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vavolombelona ny aminy aho fa feno zotom-po ho an’Andriamanitra izy rehetra saingy zotom-po tsy ombàm-pahalalana.
Malagasy Bible 1865
Fa vavolombelon'ireny aho fa mazoto ho an'Andriamanitra izy, saingy tsy araka ny fahalalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria vavolombelon’ireny aho, fa manana hafanam-po ny amin’Andriamanitra izy saingy tsy araka ny fahalalana.
malagasy
Fa vavolombelon'ireny aho fa mazoto ho an'Andriamanitra izy, saingy tsy araka ny fahalalana.