Romans 10:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa sahy mihitsy Isaia ka nilaza hoe: «Hitan’izay tsy nitady Ahy Aho ary niseho tamin’izay tsy nanontany Ahy.»
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny an’i Izaia indray aza no manoatra, fa hoy izy: «Hitan’izay tsy nitady Ahy Aho, ary niseho tamin’izay tsy nanontany Ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Isaià aza dia sahy milaza hoe: «Nanaiky ho hitan’izay tsy nitady Ahy Aho, hoy Andriamanitra, ary niseho niharihary tamin’izay tsy nanontany Ahy.»
Malagasy Bible 1865
Fa sahy mihitsy Isaia ka manao hoe: Hitan'izay tsy nitady Ahy Aho, Ary niseho tamin'izay tsy nanontany Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa sahy mihitsy Isaia ka nilaza hoe: «Hitan’izay tsy nitady Ahy Aho ary niseho tamin’izay tsy nanontany Ahy.»
malagasy
Fa sahy mihitsy Isaia ka manao hoe: Hitan'izay tsy nitady Ahy Aho, Ary niseho tamin'izay tsy nanontany Ahy.Fa ny amin'ny Isiraely dia hoy izy: Mandritra ny andro no efa naninjirako ny tanako tamin'izay firenena sady tsy manaraka no mandà (Isa. 65. 1. 2).