Romans 10:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, tsy nahalala ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra izy ka nitady hampiorina fahamarinana ho an’ny tenany, dia tsy nanaiky ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy nahalala ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra izy, ka nitady hanamarin-tena, fa tsy nanaiky ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nahalala ny fahamarinana omen’Andriamanitra ry zareo, ka nitady fahamarinana avy amin’ny tenany fa tsy nanaiky ny fahamarinana omen’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa satria tsy nahalala ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra izy ka nitady hanamarina ny tenany, dia tsy nanaiky ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, tsy nahalala ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra izy ka nitady hampiorina fahamarinana ho an’ny tenany, dia tsy nanaiky ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra.
malagasy
Fa satria tsy nahalala ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra izy ka nitady hanamarina ny tenany, dia tsy nanaiky ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra.