Romans 10:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny faran’ny lalàna anefa dia Kristy, ho fahamarinana ho an’izay rehetra mino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Kristy ihany anefa no anton’ny Lalàna, mba ho fanamarinana an’izay rehetra mino.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, lany andro ny lalàna nony tamy i Kristy hahatonga ny mpino rehetra ho olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa Kristy no faran'ny lalàna ho fahamarinana ho an'izay rehetra mino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny faran’ny lalàna anefa dia Kristy, ho fahamarinana ho an’izay rehetra mino.
malagasy
Fa Kristy no faran'ny lalàna ho fahamarinana ho an'izay rehetra mino.