Romans 10:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Mosesy dia nanoratra nilaza fa ny olona izay manao ny fahamarinana avy amin’ny lalàna no ho velona amin’izany (Lev 18.5).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nilazan’i Môizy fa ny olona manatanteraka ny fahamarinana avy amin’ny Lalàna no ho velona amin’izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no voasoratr’i Mosesy momba ny fahamarinana avy amin’ny lalàna: «Ny olona manatanteraka ny didy amam-pitsipika dia ho velona amin’izany.»
Malagasy Bible 1865
Fa Mosesy nanoratra milaza fa izay olona manao ny fahamarinana avy amin'ny lalàna no ho velona amin'izany (Lev. 18. 5).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Mosesy dia nanoratra nilaza fa ny olona izay manao ny fahamarinana avy amin’ny lalàna no ho velona amin’izany (Lev 18.5).
malagasy
Fa Mosesy nanoratra milaza fa izay olona manao ny fahamarinana avy amin'ny lalàna no ho velona amin'izany (Lev. 18. 5).