Romans 10:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahamarinana izay avy amin’ny finoana kosa dia milaza hoe: Aza milaza ao am-ponao hoe: Iza no hiakatra any an-danitra? Izany hoe ny hampidina an’i Kristy avy any izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izao kosa no lazain’ny fahamarinana avy amin’ny finoana: Aza manao anakam-po hoe: Iza no hiakatra any an-danitra? dia ny hampidina an’i Kristy izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao kosa no voalaza momba ny fahamarinana avy amin’ny finoana: «Aza manao anakampo hoe: Iza no hiakatra any an-danitra?» (dia ny mba hampidina an’i Kristy izany).
Malagasy Bible 1865
Fa ny fahamarinana izay avy amin'ny finoana kosa manao hoe: Aza milaza ao am-ponao hoe; Iza no hiakatra any an-danitra? (dia ny hampidina an'i Kristy izany,)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahamarinana izay avy amin’ny finoana kosa dia milaza hoe: Aza milaza ao am-ponao hoe: Iza no hiakatra any an-danitra? Izany hoe ny hampidina an’i Kristy* avy any izany,
malagasy
Fa ny fahamarinana izay avy amin'ny finoana kosa manao hoe: Aza milaza ao am-ponao hoe; Iza no hiakatra any an-danitra? (dia ny hampidina an'i Kristy izany,)