Romans 10:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na: Iza no hidina any amin’ny lalina? Izany hoe ny hampiakatra an’i Kristy avy any amin’ny maty izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na hoe: Iza no hidina any amin’ny tevam-be? dia ny hampiakatra an’i Kristy avy any amin’ny maty izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na hoe: «Iza no hidina any amin’ny hantsana?» (dia ny mba hampiakatra an’i Kristy avy any amin’ny maty).
Malagasy Bible 1865
na: Iza no hidina any amin'ny lalina? (dia ny hampiakatra an'i Kristy avy any amin'ny maty izany.)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na: Iza no hidina any amin’ny lalina? Izany hoe ny hampiakatra an’i Kristy avy any amin’ny maty izany.
malagasy
na: Iza no hidina any amin'ny lalina? (dia ny hampiakatra an'i Kristy avy any amin'ny maty izany.)